Fikirakirana antontan- taratasy ho an’ ny mpanangona ny vokatra litchis
05 Novambra, 08h00. Naroso aloha ny fotoana hikirakirana ny antontan- taratasy natokana ho an’ ny mpanangom- bokatra tamin’ity taona ity. Antony noho ny firosoan’ ny fahamasahan’ ny letchis izay hita tany amin’ ny faritra Antsinanana ny volana oktobra lasa teo. Lasa aloha ary tsara ny vokatra raha oharina amin’ ny teo aloha. Hatreto, mbola tsy voafaritra ny fotoana fiotazana sy fanondrana ny vokatra amin’ ity taona 2021 ity.
