Eid El Fitr: Hankalazaina ny zoma 21 aprily izao
Dépêche 18 avril, 12h, Ho lava indray ny faran’ny herinandro ho an’ireo mpiasa rehetra manerana ny Nosy. Hankalazaina ny zoma 21 aprily izao ny Eid El Fitr izay andro entina hanamarihana ny famaranana ny volana Ramadan. Araka izany dia andro tsy fiasana fa handraisana karama io andro io ary mitoetra ho an’ny faritra rehetra manerana ny Nosy izany
