Dépêches

Voatendry ny Loholona nisolo an’i Imbiky Herilaza.

20 Oktobra, 09h00. Nandritra ny fanokafana ny fivoriana ara-potoana andiany faharoa izay hatrehin’ireo Loholon’i Madagasikara no nanendrena ny Loholona vaovao mpisolo toerana. Voatendry tamin’izany i Eric Lambert Besoa, izay mpandraharaha ara-ekonomika avy any amin’ny faritra Analanjiofo. Niatrika avy hatrany ny fivoriana ny tenany taorian’ny fanendrena azy.

Laisser un commentaire