Dépêches

May indray ny ala teo Ambohidratrimo.

20 Oktobra, 0830. Nitrangana firehetana indray ny ala teny avaratra antsinanan’ny Rova Ambohidratrimo omaly tolak’andro. Tonga teny an-toerana niara-nisalahy tamin’ireo mponina namono ny afo ireo mpamonjy voina. naharitra adiny roa ny famonoana ny afo. Tsy fantatra mazava ny fandorana ireo fako manodidina ny ala no nahatonga ny afo na mety ho antony hafa.

Laisser un commentaire