Mpivarotra rongony tao Mahanoro
08 Jolay, 08h00. Vehivavy iray mpivarotra rongony no voasambotra tao Mahanoro. Fiara-miasa tamin’ny polisy ao an-toerana sy ny FIP/USI no nahatratrarana ity vehivavy efa nampitaraina ny maro ity.