Nivory teny Faravohitra ny antoko TIM sy ny mpitarika azy
20 Oktobra, 09h15. Nanatontosa fivoriana niaraka tamin’ireo solombavambahoaka Tiako i Madagasikara teny Faravohitra ny filoha Marc Ravalomanana. Antoko manana ny maha izy azy ny TIM satria misy ny paikady sy ny fitsipim-pifehezana ary ny firaisan-kina hoy ny Filoha Ravalomanana
