SocialTatitra

Maninona no mifindra ny hoaka ?

Tsikaritrao ve fa raha rehefa mahita olona manoaka dia te hanoaka ihany koa ? Tsy ny olombelona ihany no tratran’izany fa ireo « primate » ihany koa. Avy amin’ny « neurone » io tranga io hoy ireo manam-paj, « neurone miroir » raha ny marimarina kokoaTaitra io « neurone » io rehefa mahita fihetsika sasantsasany ataon’olona, anisan’izany ny hoaka. Maka tahaka io « neurone » io raha ny fanazavana ary mariky ny fananana « empathie » izy. Midika izany hoy ireo manam-pahaizana fa ny olona tsy andairan’ny fifindran’ny hoaka dia tsy dia manana « empathie » ary tia tena sy tsy mifandray amin’ny hafa.

Laisser un commentaire