ActualitésTatitra

Grèce : Farantsa volamena lehibe indrindra « Eukratideion »

Farantsa volamena lehibe indrindra efa tany amin’ny fahagola ny « Eukratideion ». Nahita azy tao amin’ny tanànan’i Boukhara (Ouzbékistan ankehitriny) tamin’ny taon-jato faha-19 ary hampirantiana ao amin’ny tranom-bokim’pireren’i France izy ankehitriny.Maherin’ny 170 grama ny lanjan’ny farantsa iray, nosokajian’i Anatole Chabouillet ho « monstruosité numismatique » izy ny taona 1867 noho izy tsy nampiasaina teo amin’ny ara-barotra. Natao valisoa nandritra ireo fotoana niavaka sy nanamarika izy nanritra ny fitondran’i Eucratide i (mpanjaka Grec avy ao Bactrianie). Tsy nisy nahalala ny fisaian’ity farantsa ity raha tsy ny taona 1867.

Laisser un commentaire