Lozam-pifamoivoizana tao Mandritsara
19 Oktobra, 14h06. Nahitana lozam-pifamoivoizana moto samy moto nifandona omaly alatsinainy harivariva teo alohan’ny CNAPS Mandritsara vaovao. Araka ny filazan’ireo nanatri- maso dia samy tsy manao « casque » izy roa, ny iray nanao double ary ny iray mamo hono.Marihina fa tsy misy aina nafoy, ny moto kosa nahitana fahasimbany.
