SocialTatitra

Etats-Unis : Aretina mampitovy endrika amin’ny zazavavin-drano

Aretina tsy dia fahita ny « sirénomélie » na ny « syndrome de la sirène ». Mitarika ny tsy fahatomombanan’ny fiforonan’ny tongotra dieny ao an-kibo izy ka lasa mampitambatra azy toy ny vombona zazavavin-drano. Mitarika fiantraika hafa toy ny tsy fahombiazan’ny fiforonan’ny voa, vavony ary tsinay ihany kosa ity aretina ity ary mahafaty.Vehivavy iray avy any Etats-Unis, Tiffany Yorks, kosa ny olona naharitra indrind… Afficher la suite

Laisser un commentaire