ActualitésTatitra

Afrique du Sud: « Manchot » miisa 63 maty voatsindron’ny tantely

63 ireo « manchot » maty voatsindron’ny tantely ny 19 septambra teo hoy ny dokotera mpitsabo biby Dr David Roberts. Tao amorontsirak’i Simon’s Town, 40 kilometatra miala ny Cap an’Afrique du Sud no nahitana ireo biby maty ireo. Nahitana tsindrona manodidina ny mason’ireo « manchot » ireo ary nahitana tantely maty maromaro teo amin’ny amorontsiraka hoy hatrany ny Dr David Roberts. Tsy fahita ity tranga ity raha ny fanazavana ary biby efa hatahoarana ho lany tamingana ity maty ity.

Laisser un commentaire