Nivaly izao maraina izao ny valim-panadinana bakalorea ho an’ny faritra Analamanga
10 Septambra, 10h39. Tratra ny tanjona amin’ny hamohahana ny valim-panadinana izay nambara fa hivaoka amin’ity faran’ny erinan’andro ity. Niakara ny tahan’ny fahafahana tamin’ity taom-pianarana 2020-2021 ity raha hampitahana amin’ny taona lasa raha ny loharanom-baovao avy tamin’ny Minisiteran’ny fampianara ambony sy ny fikarohana ata-tsiansa.
