Ho apetraka ny « Ceinture verte” ho fikajiana ny tontolo iainana any Atsimo.
06 Septambra, 12h00. Maneho ny fahavononany ny USAID sy ny FID hanampy ny governemanta Malagasy . Ny fiovana maharitra hatrany ifotony noho izany no tanjona mba hahafahan’ny mponina any amin’ny faritra Atsimo mahaleontena sy miatrika ny fiovaovan’ny toetr’andro.
