Dépêches

Nozaraina fitaovam-pianarana ny mpianatra tao amin’ny EPP Antanetibe Ankadikely Ilafy

06 Septambra, 11:30. Nahazo ny anjara amin’ny « Kit Scolaire » izay misy Aron’akanjo sy Kapa ary fitaovam-pianarana ireo mpianatra any amin’ny EPP Antanetibe ao amin’ny Kaominina Ankadikely Ilafy. Ny 4 septambra lasa teo ny fizarana izay notronin’ny Ben’ny tanàna Rajaonah Rija niaraka tamin’ireo Sefo ZAP sy ny Talean’ny EPP ary ireo Ray aman-dReny.

Laisser un commentaire