SportTatitra

La Réunion : Nahazo fanampiana ara-bola hampiroboroana ny fanatanjahantena ho an’ny tanora ny firenena

Anisan’ny fanampahan-kevitra noraisin’ny fitondram-panjakana ny fametrahana ny Pass’Sport entina hanoanana ireo klioba ara-panatanjehantena sy hanosehina ireo tanora anao izany. Ny volana Mey teo izany no nambaran’ny filoha tao an-toerana tamin’ny fomba ofisialy.

Fanomezana vola 50 euro tsirairay ho an’ireo tanora mba hidirana ao amina klioba ara-panatanjahantena amin’ity fidiran’ny mpianatra ity ny Pass’Sport. Ankizy manomboka amin’ny 7 hatramin’ny 17 taona manana “allocation” fidirana mianatra na “allocation” fianarana ho an’ny olona manan-kilema no afaka misitraka izany. Ankizy 5,4 tapitrisa isa no tanjona napetraky ny governemanta.

Laisser un commentaire