Nouvelle-Zélande : Nampilaza trangam-pahafatesana noho ny vaksiny Pfizer i Nouvelle-Zélande
Trangam-pahafatesana noho ny vaksiny voalohany tao Nouvelle-Zélandeity nateraky ny vaksiny américain Pfizer ity. Vehivavy iray no maty rehefa nahita «effet secondaire» tao aorian’ny fanaovam-baksiny azy hoy ny ministry ny fahasalamana ao an-toerana ny alatsinainy teo. Niteraka fivontosana teo amin’ny hozatry ny fony izany na «myocardite» raha ny fanazavana ka izao nitarika ny fahafatesany izao.
