SocialTatitra

La réunion : Nijery ny akon’ny toetr’andro ratsy préfet

Tonga tao atsimon’ny nosy ny Préfet ny La Réunion Jacques Billant ny alatsinainy teo nijery ny fahasimbana nateraky ny andro ratsy, indrindra tao amin’ny tanànan’i Saint-Philippe sy Saint-Joseph. Trano rava, làlana tapaka, fahafatesan’olona ary mbola maro ny akon’io andro ratsy io raha ny fanazavana. Noho izany efa nanomboka niasa ny alatsinainy teo ireo tompon’andraikitra rehetra hoy izy. Efa nametraka ivon-toerana dimy hampiantranoana ireo niaram-boina izy ireo ary efa nanomboka ny fikarohana ireo olona tsy hita.

Laisser un commentaire