ActualitésTatitra

Afghanistan : An’ny Taliban irery ny fahefana

Raha niditra tao Kaboul ny Taliban ny 15 aogositra teo dia nihevitra fa hitondra fandriam-pahalemana rehefa nisy fifandirana nandritra ny 40 taona. Namerina ny herisetra kosa nefa ny fanafiana nataon’ny fanjakana Islamique (IS) raha ny fanazavana.

Nivory tao Kandahar kosa ireo mpitarika ao amin’ity «fondamentaliste islamiste» ity androany talata tao aorian’ny fitsaharan’ny famoahana nataon’ireo Américain, entina hanarenana ny toe-karena izay mikatso ao an-toerana. Nanantena ny hamelona ny fifampitokisana izy ireo saingy mbola an’arivo ireo Afghan te hitsoa-ponenana, mihevitra ny ahavitana ampirindra ny firenena indray saingy miroborobo ny hatezerana ao amin’ireo tanàna.

Laisser un commentaire