ActualitésTatitra

Nouvelle-Zélande : Niverina nahitana tranga Covid tao an-toerana

Tsy nahitana tranga Covid mihitsy tao Nouvelle-Zélande nandritra ny enim-bolana. Androany no nahitana tranga indray tao an-toerana izay avy ao an-toerana ihany ka nanosika ny fitondrana handray fepetra sahady mba tsy hianahan’ny aretina.

Nanambara ny ministeran’ny fahasalamana fa tsy fantatra ny niavian’ny nahazoan’ity olona natao fitiliana tao Auckland, tanàna lehibe indrindra ao amin’ny firenena ity ny tsimok’aretina.

Laisser un commentaire