Dépêches

Hetsika hisorohana ny afo

13 Aogositra, 08h45. Nahitana fihenany hatramin’ny 30% ny faritra may tany Boeny ny taona 2020 sy tamin’ity taona ity. Nahatratra 17452ha ihany ny faritra voavoly hazo, ary nisy ny atrik’asa nampivondronana ireo Ben’ny Tanàna tany an-toerana ny amin’ny tokony ho atao hisorohana ny fahamaizana. Ny mponina ifotony no tena mila fanentanana ary mila taritin’ireo solontenam-panjakana ireo. 

Laisser un commentaire