PolitiqueTatitra

Etats-Unis: I Kathy Hochul no vehivavy governora voalohany ao New York

Tao aorian’ny fialan’i Andrew Cuomo dia i Kathy Hochul no hisolo toerana azy. Efa teo amin’ny toeran’ny lieutenant-gouverneur hatramin’ny taona 2015 ny tenany ary hanay ny fe-potoana hitondrany eo amin’ny toeran’ny governora hatramin’ny desambra 2022.

62 taona izy ankehitriny ary vehivavy voalohany ho lasa governora izany teo amin’ny tantaran’i NewYork tao anatin’ny 233 taona ny tenany.

Laisser un commentaire