Dépêches

Fanaraha-maso ny vidin’entana

11 Aogositra, 08h00. Napetraka ny sampana mpanara-maso ny vidin’ny entana ilàna isan’andro any Boeny manoloana ny fiakaran’ny PPN. Nisy ny fitsidihana natao tany amin’ny NOSIMA, ny orinasa mpanafatra PPN any Tsararivotra Betamanga ary ihany koa ireo mpanafatra siramamy sy simenitra, ny ENAC any Mahajanga Be izay natao omaly 10 aogositra.

Laisser un commentaire