Ady amin’ny Covid19 :
11 Aogositra, 07h00. Nanolotra fitaovana famendrahana fanafody sy fitaovana fanasana tanana hoan’ny Ministeran’ny rano ny Usaid Madagascar ho fanamafisana ny ady atao amin’ny valanaretina coronavirus