Dépêches

Trano an-jatony no may tany Mananjary

04 Aogositra, 09h15. Trano an-jatony no levon’ny afo ary fianakaviana maro no tra-boina vokatr’izany tao amin’ny tanàna atao hoe Masindrano, ao Mananjary omaly 3 aogositra. Tsy mbola fantatra mazava ny anton’ny firehetana. Somary sarotra ny namehezana ny afo noho ny fitosakan’ny rivo-dranomasina.

Laisser un commentaire