Fahatapahan-jiro lava reny
02 Aogositra, 18h00, Doro kodiarana, setroka mainty, hikiaka, fitsofana kiririoka, tabataba miendrika hatezerana, izany no hitaa teny Itaosy ny tontolo andron’ny 02 aogositra. Nidina an-dalambe ireo mponina neneho tsy fahafaliana vokatry ny fahatapahan-jiro lava reny izay niafara tamin’ny fahatapahan-dalana teo Andranonahoatra mihitsy izany.
