Dépêches

Vita ny fifamindram-pahefana teo anivon’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena

04 Aogositra, 08h20. Tontosa omaly 03 aogositra 2021 ny fifamindram-pitantanana teo amin’ny mpandrindra ankapobeny ny tetik’asa eto amin’ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena teo aloha Jeneraly Sahivelo Delphin sy ny Jeneraly RAMASY Heritiana, voatendry hisolo azy araka ny filankevitry ny minisitra ny 21 jolay 2021. Nanatrika sy nanome voninahitra ny fotoana ny Sekretera Jeneraly sy ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny Ministeran’ny Fiarovam-pirenena sy ny eo anivon’ny Etamazaoro.

Laisser un commentaire