Namboarina ny lalam-pirenena faharoa
02 Aogositra, 09h00. Natomboka ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faharoa ao amin’ny Distrika Brickaville izay mampitohy an’i Manambato sy Rasoabe. Ny asa dia tarihan’ny governora faritra Atsinanana ny faran’ny herinandro lasa teo.
