Mpangalatra iray niaran’ny fitsaram-bahoaka
30 Jolay, 09h10. Lehilahy nangalatra moto iray no tratran’ny mponina ny alarobia teo tao Ambilobe faritra Diana teny amin’ny Pharmacie tamin’ny 02 ora maraina. Nohosoran’izy ireo sakay ny masony roa ho famaizana azy.
