Dépêches

Niambina tany amin’ireo elakelantrano ny miaramila tany Toamasina

29 Jolay, 10h05. Nirotsaka an-tsehatra hatrany amin’ny fisafoana nandritra ny alina tamin’ireo lalankely sy ny faritra malaza ratsy amin’ny tsy fahandriam-pahalemana ao Toamasina ny miaramila. Izany no natao dia mba ho fanamafisana ny fandriampahalemana eto amin’ny tanànan’ny Toamasina. Mbola hitohy hatrany ny fiambenana hoy ny tompon’andraikitra

Laisser un commentaire