Dépêches

LOGICIEL VITA MALAGASY AO @ AÉROPORT ANY ETAZONIA

15 Jona, 12h00. Izy no Anna Anjallih, Malagasy monina ao USA, nianatra momban’ny informatika izy. Namorona Logiciel antsoina hoe Mileage Plus izy ary faly tanteraka fa hitany nampiasain’ireo olona sy orinasa ao Amerika izany Logiciel izany. Te hampirisika ny mpianatra Malagasy toa azy izy fa mahay sy mahavita zavatra goavana ny Malagasy.

Laisser un commentaire