La Réunion : Hikatona manomboka androany ny lalan’i Jean Chatel
Hanatontosa ny fanamboarana ny tetezana eo amin’ny reniranon’i Saint-Denis amin’ny lalam-pirenena 1 any La Réunion ny tompon’andraikitra. Hisy araka izany ny fikatonan’ny lalana ho any Barachois manomboka eo amin’ny lalan’i Jean Chatel. Manomboka androany 15 Jona izany fikatonana tanteraka izany koa mangataka ny fanajan’ny mpampiasa lalana ny toromarika rehetra ny manam-pahefana any an-toerana. Isan’ny manana anjara toerana lehibe eo amin’ny firenena manko ny hanam
