ActualitésTatitra

Israël : Fijanonan’ny ady eo amin’i Hamas sy i Tsahal

Taorinan’ny fifandonana, manaiky ny hampitsahatra ny ady i Hamas sy i Tsahal noho ny faneren’i Etats-Unis. Nahatratra 200 mahery ireo olona maty vakatrin’ny fifandirana. Ny alakamisy 20 mey alina, nanaiky ny tolon-kevitr’i Aviv Kochavi ny kabinetra fiarovana ao Israël. Manaiky hampitsahatra ny ady tsy misy fepetra ny roa tonta.

Laisser un commentaire