Dépêches

Fanaovana vakisiny any amin’ny faritra Atsimo Andrefana

20 May, 11h55. Nosokofana tamin’ny fomba ofisialy ny fanaovam-bakisiny miaro amin’ny valan’aretina Covid-19 any amin’ny faritra Atsimo Andrefana mba hiadiana amin’ny valan’aretina Covid-19. Ny governoran’Atsimo Andrefana sy ireo olo-manakaja sivily sy miaramila ary ireo mpiara-miombinantoka no tonga nanotrona izany. Ao amin’ny vaccinodrômes gymnase coouvert ao Toliara no hanatanterahana izany.

Laisser un commentaire