Dépêches

Asa fanendahana teny Vassacos

20 May, 10h45. Tratra nanendaka teo amin’ny terminus bus ivato eo Vassacos I Rakoarivony Hajanirina Todisoa Achille na I Sila. Saika niharan’ny fitsaram-bahoaka ity tovolahy vao 17 taona ity. Efa in-droa nigadra izy noho ity asa maloto ity ary vao nivoaka ny voalohan’ny taona 2021. Mbola karohina amin’izao fotoana izao ireo namany : Baina, Sarobidy ar I Stevy.

Laisser un commentaire