Fahatongavan’ireo bouteilles d’oxygene
03 May, 10h30. Tonga eny ivato io maraina io ireo bouteilles d’oxygène miisa 2000 nafaran’ny fitondram-panjakana avy any Chine . Haparitaka manerana ny nosy ireo bouteilles d’oxygène ireo araka ny nambaran’ny filoha Andry Rajoelina , hanavotana ny ain’ny Malagasy.
