SportTatitra

Qatar : Fandresena ho an’i Fabio Quartararo

Nibata fandresena ny alahadin’ny paska teo i Fabio Quartararo (Yamaha) tamin’ny MotoGP. I Johann Zarco (Ducati) no tafiditra faharoa, ary i Jorge Martin (Ducati) kosa no fahatelo. I Johann Zarco izao no mitana ny laharana voalohany amin’ny fiadiana ho tompondaka (isa 40). Manaraka azy i Fabio Quartararo sy i Maverick Viñales (isa 36).

Laisser un commentaire