La réunion :Nodimandry teo amin’ny faha-102 taonany i Ivoula Adrien, mpitarika mpitendry amponga Tamil
Lehiben’ny mpitendry amponga Tamil ao amin’ny Nosy La Réunion, izy no mpampianatra farany tamin’ny fitendry amponga Malbar tao La Saline. Nodimandry ny alahady 22 oktobra teo teo amin’ny faha-102 taonany i Adrien Ivoula fantatra amin’ny anarana hoe “Ti Cui”.Nahazo ny medaly vermeille tao amin’ny orinasa mpamokatra siramamy Vue-Belle izy, izay manan-janaka 10 mahery. Nanomboka nilalao teo amin’ny faha-14 taonany izy ary izy no tranainy indrindra amin’ny amponga malbar eto amin’ny nosy.Mbola niara-nipetraka tamin’ny vadiny tany La Saline izy. Manan-janaka 10 mahery izy ary zanaka 6 avy amina fianakaviana mifangaro. Nahazo ny medaly vermeille tao amin’ny orinasa mpamokatra siramamy Vue-Belle izy.Teo amin’ny faha-14 taonany no niantombohan’izany rehetra izany, izay nilalao voalohany. Nanomboka teo dia tsy namela ny zava-manenony izy.
