Institut ISS : Manatanteraka hetsika mandritra ny iray volana
Manatanteraka hetsika mandritra ny iray volana ny Institut ISS Tsiadana. Maro ireo karazana velan-kevitra sy valan-dresaka atao mandritra izany. « Optimisation de la Gestion des Projets d’Investissement Public » no loha-hevitra hifampizarana ny zoma faha 27 oktobra 2023 ; manomboka amin’ny 02 ora ka hatramin’ny 04 ora tolak’andro. Ny toerana hanatanterahana izany dia ao amin’ny Institut ISS Tsiadana. « Manasa anao hanatrika ny velan-kevitra » hoy i Harinoro, tompon’anraikitra.
Ny fisoratana anarana dia azo alaina amin’ny alalan’ny fanasana ao amin’ny commevent@institut-iss.com na hiantso ny laharana 0 34 61 597 24 / 0 34 87 244 55.
