PolitiqueTatitra

Asie: polisy iraika ambin’ny folo maty tamin’ny fanafihana ny tobin’ny polisy tany atsimoatsinanan’ny firenena

Polisy iraika ambin’ny folo farafahakeliny no maty tamin’ny “fanafihana fampihorohoroana” tao amin’ny tobin’ny polisy iray ao amin’ny faritanin’i Sistan-Baluchistan atsimo atsinanan’i Iran, hoy ny tompon’andraikitra iray ao an-toerana tamin’ny fahitalavi-panjakana Iran.

Laisser un commentaire