Afghanistan : Vaksiny voalohany tonga avy any Inde.
Naharay levim-patrana vaksiny AstraZeneca atsasaka tapitrisa avy any Inde I Afghanistan, ny alahady 07 feboary lasa teo. Ity no vaksiny
Read More
Naharay levim-patrana vaksiny AstraZeneca atsasaka tapitrisa avy any Inde I Afghanistan, ny alahady 07 feboary lasa teo. Ity no vaksiny
Read MoreCheng Lei, mpanolotra vaovao aostralianina iray an’ny fahitalavitra sinoa CGTN miteny anglisy no voasambotra. Voampanga ho « nanambara ny tsiambaratelom-panjakana tany
Read MoreNitana anjara toerana lehibe teo amin’ny sehatry ny baolina kitra i Ahmad. Maro ny asa nosahaniny teo anivon’ity fanatanjahan-tena ity.
Read MoreHorakoraka, tabataba niafara tamin’ny rà latsaka mihitsy aza no niseho nandritra ny andron’ny 07 Febroary 2009 teto Antananarivo. Hetsika namonoana
Read MoreNahitana trangana valanaretina Ebola indray tao RDC Atsinanana, ny alahady 07 febroary. Tsy niandry ela ny fikambanambe iraisam-pirenena momba ny
Read MoreVoalohny tao anatin’ny 10 indray vao nisehoana oram-panala goavana tao Pays-bas, ny alahady 07 febroary lasa teo. Nikorontana ny fifamoivoizana
Read MoreEfa tsy faly taminn’ny fanendrena filoha vaovaon’ny oniversite any an-toerana sy ny fisamborana olona maro ny talata lasa teo ny
Read MoreAnisan’ny miteraka ny aretin’ny homamiadana ny fiankinan-doha amin’ny zava-mahadomelina. Fanirian’ny filoham-pirenena frantsay ny tsy hanjifan’ny taranaka any aoriana intsony izany
Read MoreAzon’ny mpomban’ny fitondrana hatrany ny toerana eo amin’ny antenimeram-pirenena any an-toerana. Christophe Mboso N’kodia, mpitantana ny “chambre basse” any an-toerana
Read More