Tsy mitsaha-mihena ny vidin’ny lavanila
Tsy mitsahatra ny mitotongana ny vidin’ny lavanila any amin’ny faritr’i Vohipeno sy Manakara. Mihena hatrany amin’ny ampahafolony izany vidiny izany.
Read More
Tsy mitsahatra ny mitotongana ny vidin’ny lavanila any amin’ny faritr’i Vohipeno sy Manakara. Mihena hatrany amin’ny ampahafolony izany vidiny izany.
Read More21 Septambra, 09h08. Fomba fiasa vaovao no napetraky ny minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana,
Read MoreNanomboka ny 15 septambra ny fanokanana ny taom-panondranana ny lavanila voahodina raha toa ka nifarana ny 10 septambra lasa teo
Read MoreNy volana aogositra teo no nisokatra ara-panjakana ny orinasa Soa Hary ao Andilanatoby, izay misehatra amin’ny fikarakarana lavanila. Mahavokatra lavanila
Read MoreMbola tena ambany ny vidin’ny lavanila amin’izao fotoana izao ka miha sahirana ireo tantsaha mpamboly sy mpisehatra manodidina izany. Velon-taraina
Read MoreNanantena ny vidin’ny kilaon’ny lavanila ho 200 000 Ariary ny mpamokatra tany am-panombohan’ny fiotazana. « Diso fanantenana mihitsy izahay mpamokatra amin’ity vidin’ny
Read More09 Jolay, 09h00. Nanambara ny governoran’ny faritra antsiranana fa tsy tokony ho latsaky ny 75.000 ariary ny vidin’ny lavanila maintso.
Read More30 Jona, 09h00. 15 000ar ny kilao amin’izao ny hamarotan’ireo tantsaha sasany ny vokatra lavanila azy ireo. Isan’ireo vokatra fanondran’i
Read MoreRaha atao indray mijery ny toe-karena eto Madagasikara, azo lazaina ho tena reraka sy latsaka ambany tanteraka. Manaporofo akaiky izany
Read MoreNiteraka olana teto amin’ny sehatra lavanila ny vidiny izay nampimenomeno ny maro. 45 000 Ariary ny vidin’ny lavanila maitso iray kilao
Read More