Mivaro-mora ireo tantsaha mpamokatra ny lavanila
30 Jona, 09h00. 15 000ar ny kilao amin’izao ny hamarotan’ireo tantsaha sasany ny vokatra lavanila azy ireo. Isan’ireo vokatra fanondran’i Madagasikara ihany ny lavanila ary mampiditra vola vahiny kanefa izao no mahazo ireo tantsaha. Hisy fiatraikany amin’ny toe-karena ve araka izany izao?
