Côte d’Ivoire : Nihaona i Alassane Ouattara sy i Laurent Gbagbo
Nisy ny fihaonana teo amin’ny filoham-pirenena any Côte d’Ivoire, Alassane Ouattara sy ny filoha teo aloha Laurent Gbagbo ny talata
Read More
Nisy ny fihaonana teo amin’ny filoham-pirenena any Côte d’Ivoire, Alassane Ouattara sy ny filoha teo aloha Laurent Gbagbo ny talata
Read MoreToa naneho fampiavanana ny findraisan’i Henri Konan an’i Laurent Gbagbo ny sabotsy teo tao Daoukro, afovoan’i Côte d’Ivoire. Noraisiny am-pitiavana
Read MoreDia voalohany ho an’ny filoha teo alohan’i Congo, Laurent Gbagbo nandritra izay 2 herinandro nahatongavany tany RDC izao tany Congo
Read MoreNiandry am-pitoniana hatrany ny fahatongavan’ny mpitarika azy ireo mpanara-dia an’i Laurent Gbagbo. Folo taona izao no tsy nahateo an-tanindrazana an’ity
Read More10 taona izay no tsy naha teo an’i Laurent Gbagbo, filoham-pirenena Ivoariana teo aloha. Hiverina amin’ny fireneny izy amin’ny 17
Read MoreTapaky ny avy ao amin’ny Cour Pénale Internationale na CPI ny hanafahana an’i Laurent Gbagho izay filoha teo aloha any
Read More