Toamasina I : Mitaky ny handoavana ny karamany ireo mpiasa
Nanatanteraka fihetsiketsehana manoloana ny lapan’ny tanàn’ny Toamasina ireo mpiasan’ny kaominina ambonivohitr’i Toamasina. Ny fahataran’ny fandoavana ny karaman’izy ireo no anton’izany.
Read More