SocialTsidika

Mpiasan’ny SASM (SIRAMA teo aloha) tsy voaloha karama

Mikasa hidina an-dalàmbe ireo mpiasan’ny SASM raha tsy voaloha alohan’ny 26 jona izao ny karamany. Efa herintaona ireo mpiasa ao Maromamy Brickaville ireo no tsy nandray karama araka ny tatitra nataony. Raha tsiahivina dia efa nitsahatra ny ozinina tamin’ny taona 2007 ary niverina nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny 3 septambra 2020 ka nahazoana mpiasa an’arivony asa. Koa firy amin’ireo an’anarvony ireo izany no tsy mbola nahazo ny karamany ?

Hasina Rasamimanana

Laisser un commentaire