Faritra Boeny : Mikarakara hetsika fanomezan-drà
Nikarakara hetsika fanomezan-drà maimaim-poana ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny GMUR na Groupe Médical d’urgence izay natao ao Manga eo ampitan’ny
Read More
Nikarakara hetsika fanomezan-drà maimaim-poana ny Minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka sy ny GMUR na Groupe Médical d’urgence izay natao ao Manga eo ampitan’ny
Read MoreNanomboka ny 16 Aogositra 2021 ny fanombohana ny atrikasa fakan-kevitra isam-paritra momba ny lalàna mifehy ny fanabeazana eto Madagasikara (CRINFP)
Read MoreNanomboka ny Alakamisy 12 Aogositra 2021 ny lanonana fanombohana ofisialy ny tetik’asa (Intérêt national prioritaire) INP 2021. Tanora miisa 300
Read MoreAnisan’ny hetsika nanintona ny mpiala sasatra any Mahajanga ny lalao hazakazakam-piarakodia « rallye du Boeny ». Nandritra ny 03 andro, ny 12,13
Read More11 Aogositra, 08h00. Napetraka ny sampana mpanara-maso ny vidin’ny entana ilàna isan’andro any Boeny manoloana ny fiakaran’ny PPN. Nisy ny
Read MoreMiaro ny fambolem-bary noho izy mitazona ny fasika tsy hanototra ny tanimbary no sady miantoka amin’ny fisian’ny rano ny alan-drofia
Read MoreNy fahasalamana ho an’ny rehetra tsy ankanavaka ary tsy hanavahana sokajin-taona, izany no teny entina hanatanterahana ireo tetik’asam-pahasalamana eto Madagasikara.
Read More