16 mey : Andro iraisam-pirenena ho an’ny fiaraha-miaina am-piadanana
Ankalazaina androany ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fiara-miaina am-piadanana (vivre-ensemble en paix). Entina hifanekena ny tsy fitoviana ity andro ity,
Read More
Ankalazaina androany ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fiara-miaina am-piadanana (vivre-ensemble en paix). Entina hifanekena ny tsy fitoviana ity andro ity,
Read MoreHanolotra ny lalàna vaovao momba ny fanalan-jaza ny Minisiteran’ny fitovian’i Espagne rahampitso 17 mey mandritra ny filankevitry ny minisitra. Hisy
Read MoreSarimihetsika anisan’ireo be mpijery indrindra ny Avatar tamin’ny taona 2009 ny Avatar. Amin’izao fotoana dia efa miandry ny fivohan’ny andiany
Read MoreVehivavy manana « CV » mahatalanjona eo amin’ny sehatry ny fampiasam-bola i Laureen Kouassi-Olsson. Mpamorona ny orinasa Birimian Ventures ao
Read MoreNatomboka ny asa fandravana ny Stocamine, foibe fitahirizana fako amban’ny tany mampidi-doza ao Wittelsheim ao Alsace. Mitahiry fako maherin’ny 42
Read MoreD’après le communiqué de presse distribué après la cérémonie, ce projet vise « la diversification des dispositifs de formation et
Read MoreVovon-javatra fotsifotsy hafahafa no tratra tao anaty kitapo nisy voan-kafen’ny orinasa Nespresso ny herinandro lasa teo. Tonga nijery izany haingana
Read MoreI Karine Jean-Pierre, 44 taona no hisolo an’i Jen Psaki mpitondra tenin’ny fiadidiana manomboka ny 13 mey izao. Efa lefitr’i
Read MoreBokan-trosa 5 tapitrisa euros ny kandida nilatsaka ho filoham-pirenena Valérie Pécresse. Anisan’ireo maty antoka indrindra tamin’ny fihodinana voalohan’ny fifidianana ny
Read MoreTampoan’ny valan’aretin’ny Covid-19 vaovao indray noho ny « sous-variant » vaovao roa ny « Omicron » i Afrique du Sud amin’izao fotoana.
Read More