Guinée : Tokana ny kandida niatrika ny fifaninana hidirana ao amin’ny ENAM
Nanao fanambarana ny fitantanan-draharahan’i Labé ny 24 oktobra teo fa kandida tokana tamin’ireo telo nisoratra anarana amin’ny fiatrehana ny fifaninana
Read More
Nanao fanambarana ny fitantanan-draharahan’i Labé ny 24 oktobra teo fa kandida tokana tamin’ireo telo nisoratra anarana amin’ny fiatrehana ny fifaninana
Read MoreKaominina iray ao amin’ny faritanin’i Cadix ao Espagne i Setenil de las Bodegas. Vondrom-piarahamonina mizaka tena ao Andalousie izy io
Read MoreMpanoratra britanika i Salman Rushdie. Niharan’ny herisetra tao Etats-Unis izy ny volana aogositra teo ary mitondra takaitra goavana noho izany.
Read MoreRehefa nanao fanadihadiana ny New York Times dia namoaka ny 22 oktobra teo fa ankizy an’arivony tao Ukraine no nalefa
Read MoreTovovavy 15 taona i Juliette, namono tena tamin’ny 3 martsa 2016 izy nohon’ny herisetra an-jotra (harcèlement en ligne) nahazo azy.
Read MoreNanao fanambarana ny filohan’i Seychelles, Wavel Ramkalawan nandritra ny lahateny nataony teo anivon’ny Antenimierampirenena fa ho ampiakarina ny karama ao
Read MoreNanomboka ny volana janoary teo hatramin’izao volana oktobra izao dia nandray mpizaha tany naherin’ny 258 000 isa i Seychelles. Efa nihoatran’ny
Read MoreLaharana voalohan’ny taranja Tennis teo aloha teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena i Simona Halep. Efa tompondakan’ny Roland-Garros tamin’ny taona 2018 sy
Read MoreTovolahy iray no maty noho ny aretina tsy fahita firy naterakin’ny « Naegleria fowleri » na « amibe mangeuse de cerveau » tao Nevada,
Read MoreMpihira frantsay i Jean-Luc Lahaye, 69 taona. Voampanga ho nanolana sy nanao herisetra ara-nofo tamin’ny tovovavy latsaky ny 15 taona
Read More