Nahazo moto ireo ben’ny tanàna
29 Novambra, 09h36. Notoloran’ny minisitry ny Atitany, Ramaholimasy Holder moto 16 ireo ben’ny tanàna enina ambin’ny folon’ireo kaominin’ny distrikan’ny Lalangina.
Read More
29 Novambra, 09h36. Notoloran’ny minisitry ny Atitany, Ramaholimasy Holder moto 16 ireo ben’ny tanàna enina ambin’ny folon’ireo kaominin’ny distrikan’ny Lalangina.
Read More29 Novambra, 09h00. Nisy fihotsahana niteraka lavaka be tamin’ny làlam-pirenena faha 34 mampifandray an’ Antsirabe sy Miandrivazo. Eo amin’ny PK
Read More29 Novambra, 08h30. BMW iray avy nijery « run »tany Arivonimamo no niharan-doza aloha kelin’ny hidirana an’Imerintsiatosika raha avy any
Read More29 Novambra, 08h00. Raim-pianakavina iray 60 taona maty nihotsahan’ny fasika tany Mahajanga. Mpangady vovo no asany. Sarotra ny fikarohana ny
Read More26 Novambra, 10h10. Vaksiny ASTRAZENECA, JANSSEN, SINOPHARM ary PFIZER no tapaka taorian’ny fakan-kevitra tamin’ny « Académie Nationale de Médecine de Madagascar
Read More26 Novambra, 10h00. Rehefa avy nitafa tamin’ireo ankizy tao amin’ny lapan’Iavoloha ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ny 21 novambra 2021
Read More26 Novambra, 09h02. Tsy manaiky ny fampiakarana saran-dalana izay kasain’ireo mpitatitra atao ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa. Manoloana izany dia
Read More26 Novambra, 08h10. Zaza efa-taona no nodoran’ny rainy sy ny renikeliny tamin’ny kitay. Ny rainy nitazona azy ny renikely no
Read More25 Novambra, 09h58. Nidina an-dalambe nanatantetaka fitokonana ny mpianatra mipetraka eny amin’ny Cité Ambatomaro omaly tamin’ny 4 ora hariva teo
Read More25 Novambra, 09h00. Nifanaiky i Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO, minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sy i Laurence, Filohan’ny Bibliothèque Nationale
Read More