Dépêches

Hanolotra boky ho an’ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara ny Filohan’ny Tranombokim-pirenena frantsay

25 Novambra, 09h00. Nifanaiky i Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO, minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina sy i Laurence, Filohan’ny Bibliothèque Nationale de France (BNF) nandritra ny fihaonan’izy ireo fa hanoy ny fiarahamiasa efa natomboka ny taona 2019 teo izy tapaka noho valan’aretina. Noho izany dia hanolotra ireo boky hanatevenana ny tolotra misy ao amin’ny Tranombokim-pirenena eto Madagasikara (BNM) izay efa nampanantenaina tamin’izany ny frantsay. Efa miroso amin’ny fifantenana izany ny BNF ary hiampy fanamafisana ny fiaraha-miasa ao anatin’ny RFN na Réseau Francophone Numérique mba ahafahan’i Madagasikara misitraka ny « numérisation » na famadihana ho nomerika ireo boky tranainy tehiriziny.

Laisser un commentaire